音乐-环球宝贝1-曲目 7歌词

添加日期:2013-07-03 时长:04分00秒 歌手:金宝贝

Tarika Sammy - Hendry (Madagascar) - Various Artists
Ny mita-be anie tsy lanin'ny mamba
Ny akanga maro koa dia tsy vakin'amboa
'Zay misaraka dia fasika
F'izay mitambatra dia vato
Ny hazo tokana anie tsy mba ala
Ny tondro tokana dia tsy mahazo hao
Ny entan-jaray mora zaka
Ny firaisan-kina ihany no hery
Ny taho-trano hono tsy efan'ny irery
Olon-drery anie ka tsy mba vahoaka
Ny maty aza te ho maro
Ary ny be ihany no basy
'Ray donak'afo hono iray dinidinika
Valala iray aza hono hifanapahana
'Zay iray vatsy iray aina
Izaho ho tokinao ianao ho tokiko编辑于2013/07/03更新
更多>

人气推荐

更多>

喜欢【金宝贝】您也可能喜欢TA们的歌词…

更多>

最新歌词

Copyright @2011 - 2024 www.9ku.com
九酷音乐网 版权所有
ICP备案:黑ICP备2023008593号-1