Ny Fitiavako An'I Mama - Erick Manana Tena tsotra sady fohy Ny h** tia fa tsy voalaza Teny kely fa mampaory Rehefa tsy voaloaky ny vava Ny fitiavana ilay reny Mbola hafa koa io ka hafa Toa tsy akiteniteny Nefa henoko mitafa Tena marina Tena marina Ny fitiavako an'i mama Tsy mivaky fa mafonja Tsara kotrika mafana Am poko ao izy manonja Tsy mba mila orokoroka Tsy mba mila safosafo Fa fitia miray fototra Mandra maty tsy halazo Ho ela velona Ela ti at co Ny fitiavako an'i Mama Tsy mivaky fa mafonja Tsara kotrika mafana Am poko ao izy manonja Tsy mba mila orokoroka Tsy mba mila safosafo Fa fitia miray fototra Mandra maty tsy halazo Ho ela velona oo Emati raco Tena tsotra sady fohy Ny h** tia fa tsy voalaza Teny kely fa mampaory Rehefa tsy voaloaky ny vava Ny fitiavana ilay Reny Mbola hafa koa io ka hafa Toa tsy akiteniteny Nefa henoko mitafa Tena marina Tena marina ee Ny fitiavako an'i Mama Tsy mivaky fa mafonja Tsara kotrika mafana Am poko ao izy manonja Tsy mba mila orokoroka Tsy mba mila safosafo Fa fitia miray fototra Mandra maty tsy halazo Ho ela velona oo Ho ela velona oo编辑于2013/07/03更新